Faly miarahaba anao tompoko, tonga soa eto amin’ny Site Web FJKM Ambonin’Ampamarinana.
Isaorana an’Andriamanitra tokoa ny fisokafan’izy ity : “Misaora an’i
Jehovah ry fanahiko ary izay rehetra ato anatiko misaora ny Anarany
Masina. Misaora an’i Jehovah ry fanahiko, ary aza misy hadinoinao ny
fitahiany rehetra”. (Salamo 103: 1, 3) Hotahian’Andriamanitra, Rain’i
Jesoa Tompontsika anie ity sehatra ity ho fitoriana ny Filazantsara
amin’ny mpianakavin’ny finoana Ambonin’Ampamarinana eran’izao tontolo
izao sy ijoroana ho vavolombelona koa. Ny Mpitandrina
Soyez les bienvenus sur le Site Web FJKM Ambonin’Ampamarinana. Nous
remercions Dieu notre Seigneur en Jésus Christ pour cette ouverture.
« Mon âme bénit l’Eternel et tout ce qui est en moi bénit son saint
nom. Mon âme bénit l’Eternel et n’oublie aucun de ses bienfaits. (Psaume
103 : 1,3). Que notre bon Dieu en Jésus Christ se félicite de cette
action et lui tend les mains pour l’avancement de l’évangélisation des
familles dans la foi de l’Eglise d’Ambonin’Ampamarinana et pour le témoignage
de notre Eglise à travers le monde. Le Pasteur .(tohiny...).
Sary vitsivitsy momba ny Fitsangatsanganan'ny Fiangonana Jereo eto (mety mila faharetana)
VAOVAO FARANY AN-TELEFAONINA AVY ANY ISOANALA...AZO HENOINA ETO
BIRAON'NY FANKALAZANA AN'ANDRIAMANITRA NOHO
NY FAHA 160 TAONAN'NY MARTIORA, NY FAHA 135
TAONAN'NY FJKM AMBONIN'AMPAMARINANA ARY NY
FAHA 30 TAONAN'NY FIKAMBANAN'NY ZANAKA AMPIELEZANA (FIZAA)
AZO JERENA ETO
Sary mihetsika vitsivitsy Jereo eto (mety mila faharetana)